Toerana fiarahana miasa


Tolotra mifanaraka amin’ny filanao:

Étudiants

Sarany ho an'ny mpianatra

6 000 AR

  • Fidirana in-1
  • Alatsinainy - Zoma : 7ora30 hatramin'ny 5 ora hariva
  • Zava-pisotra mafana izay lany
  • WIFI tsisy fetra
  • Birao hitambarana
  • Manjaka Ilafy

Daypass

Malefaka sady tsy misy fifanrahana

15 000 AR

  • Fidirana in-22
  • Alatsinainy - Zoma: 7ora30 hatramin'ny 5 ora hariva
  • Zava-pisotro mafana izay lany
  • WIFI tsisy fetra
  • Birao hikambanana
  • Ankorondrano / Manjaka Ilafy

D-Nomad

Mety amin'ny orinasa kely

175 000 AR

  • Fidirana in-15
  • Faharetany : 3 volana
  • Alatsinainy - Zoma : 7ora30 hatramin'ny 5ora hariva
  • Zava-pisotro mafana izay lany
  • WIFI tsisy fetra
  • Birao hifampizarana
  • Ankorondrano / Manjaka Ilafy

Entrepreneurs

Ahazoana aina bebe kokoa

250 000 AR

  • Fidirana in-22
  • Alatsinainy - Zoma: 7ora30 hatramin'ny 5 ora hariva
  • Zava-pisotro mafana izay lany
  • WIFI tsisy fetra
  • Birao hikambanana
  • Ankorondrano / Manjaka Ilafy

Pro

Tongava amin'ny fotoana izay mampety anao

500 000 AR

  • Fidirana tsisy fetra
  • 7/7 - 7ora30 hatramin'ny 8ora hariva
  • Zavapisotro mafana izay lany
  • Wifi tsisy fetra
  • Birao tsy miankina
  • Fitoeran'entana
  • Ankorondrano / Manjaka Ilafy

Mila fanazavana fanampiny ve ianao ?

Antsoy izahay ! Faly izahay hamaly anao !