Fampiantranona orinasa

Inona ny fampiantranona orinasa?

Ny orinasa rehetra dia mila adiresy avokoa. Adiresy izay takian'ny fanjakana, ny hivon-ketra sy ny sehatra ara-barotra. Io adiresy io no ampiasaina amin'ny taratasy rehetra ary mampafantatra ny foibe misy ny orinasanao.

Ny Workshop Idea Center dia mampiatrano ny orinasanao, koa manome adiresy manamarina ny fisian’ny orinasanao eo anatrehan’ny lalàna mifehy ny orinasa. Atao izany mba afahanao mifantoka sy mampiroborobo ny asanao.

Marihina nefa fa tsy voatery ao amin’ny toerana misy ny adiresy ny orinasa no manatanteraka ny asany fa fanamarinana ihany izy io.

Card image cap

Ny tolotra mifanandrify amin'ny fahafahanao :

Na orinasa madinika na orinasa vaventy, na ihany koa mpandraharaha matianina na vao manomboka. Misy ireo tolotra natao ho antsika, manasa antsika ary hisafidy mba afahana mampiantrano ny orinasa ny tsirairay eo anivon’ny toeram-pandraharan’ny Workshop Idea Center, Ankorondrano na Manjaka Ilafy.

Card image cap

Fampiantranona orinasa

Card image cap

Fandraisana antso an-tarobia

Card image cap

Fanofana tsy maharitra

Ny sarany

CLASSIC

< 3 volana

300.000 AR

  • Fikirakirana ny taratasy tonga
  • Fandraisana ny antso tonga
  • Fandefasana ny taratasy tonga mankany aminao
  • Petra-bola : 0

PREMIUM

3 - 6 volana

250.000 AR

  • Fikirakirana ny taratasy tonga
  • Fandraisana ny antso tonga
  • Fandefasana ny taratasy tonga mankany aminao
  • Petra-bola : 250.000 Ar

PLATINUM

+6 volana

200.000 AR

  • Fikirakirana ny taratasy tonga
  • Fandraisana ny antso tonga
  • Fandefasana ny taratasy tonga mankany aminao
  • Petra-bola : 200.000 Ar

Mila fanazavana fanampiny ve ianao ?

Antsoy izahay ! Faly izahay hamaly anao !