Fampanofana trano


Mampanofa efitrano fivoriana na fampiofanana

Misy efitra maro azo hisafidianana, amin’ny abehany samy hafa, manara-penitra sy efa misy fitaovana izay mety ho ilainao amin’ny fivoriana sy ny lanona karakarainao. Hafahana miasa ny toerna na miala-voly,

Mazaka olona hatramin’ny 300, ary natao ihany koa ho an’ny vondrona vitsivitsy. Afaka mandray seminera, na fivorian’ny mpiara-miasa, sns... Misokatra ho antsika ny toerana.

Ny tolotra anananay

Efitrano Famaritana Sarany / Ora Sarany / tapakandro Sarany / 1 andro
Fianarana sy famoronana The Gluch Fandraisam-bahiny malalaka 70.000 Ar 400.000 Ar 700.000 Ar
12 South Efitrano malalaka 60.000 Ar 300.000 Ar 500.000 Ar
8th Ave Efitrano fianarana malalaka 60.000 Ar 300.000 Ar 500.000 Ar
Malagasy Way
Fanangonan-kevitra Hermitage Efitra natokana ho an’ny fihaonambe 50.000 Ar 300.000 Ar 500.000 Ar
Bellevue Toeram-pivoriana 30.000 Ar 100.000 Ar 200.000 Ar
Green Hills Toeram-pivoriana 30.000 Ar 100.000 Ar 200.000 Ar
Hillsboro Mpiasa ato amin'ny Workshop
Fialana voly Broadway Lavarangana 1 120.000 Ar 300.000 Ar
Cool Springs Lavarangana 2 100.000 Ar 200.000 Ar
Regal Cinéma 300.000 Ar 500.000 Ar
Fikarakarana Martins Lakozia 1
Chateau West Lakozia 2
Speedwash Creek Fanasan-damba 10.000 Ar

Lazao anay momba ny tetikasa

Antsoy izahay ! Faly izahay hamaly anao !